Safidy
Ny momba ahy
Alefamusic dia onjam-peo mandefa ireo mpanakanto mivohy ny mozika mafana avy any Madagasikara. Misy ireo gadon-kira toy ny Salegy, ireo mpihira toa an-dry Dadi Love, Wawa, Tence Mena sy ny maro hafa koa. Fantaro àry ireo mpanakanto Malagasy sy ireo hira malaza amin'izao fotoana!

Ireo fandaharana

  • Christian Show
  • Rotsy Music

Ireo DJ

  • Christian
  • DJ Braxton
  • Fabrice
  • Tito

Playlist

  • Matsintsigny - Chila
  • Nefan'ny telon-jato - Wawa
  • Matokisa anao - Solangizia
  • Cherie minou - Don sarebareba
  • Miakatr'afo - Sylvio en ligne
Fifandraisana
All comments