Safidy
Ny momba ahy
Ny An'i Kristy radio dia onjam-peo ara-pilazantsara mikendry ny hanatratra ny kristianina rehetra, manampy betsaka amin'ny fampiroboroboana ny fiangonana ny onjam-peo amin'ny alalan'ireo fandaharana maro ho an'ny ankizy sy ny olom-pirenena tsirairay

Teny faneva

Malagasy mandova lanitra

Ireo fandaharana

  • Maraim-baovao
  • Toriteny
  • Vérités et actions
  • Vakiteny baiboly
  • Teny manafaka
  • Iray minitra
  • Bonjour chez vous
  • Tantara mitohy
  • Ilay voa tsara nafafy
  • Ankizy an'i Kristy
  • Fiderana
Fifandraisana
Lot MF 254 V Mahitsy Firaisana Ambohitrimanjaka Antananarivo Madagascar
All comments