Safidy
Ny momba ahy
Ny Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy, antsoina ihany koa hoe FPMA Radio Vatsy dia onjam-peon'ny Fiangonana Protestanta Malagasy any Frantsa izay manana sampana iray any Madagasikara. Ny fandaharana mandeha ao amin'ny onjam-peo dia mivohy ny momba ireo vaovao samihafa momba ny Fiangonana Protestanta, ireo karazana hetsika sy toriteny entina mamelona ny aim-panahin'ny tsirairay.

Teny faneva

Mamatsy ny saina, my vatana ary ny fanahy.

Fifandraisana
Madagasikara
All comments