Safidy
Ny momba ahy
Ny olivasoa radio dia onjam-peo mahafinaritra ary miavaka tokoa izay manana karazam-pandaharana maro tokoa izay mameno ny banga amin'ny fiainanao (toriteny sy fiderana ary fampianarana maro samihafa hampahery anao)

Teny faneva

Olivasoa radio, ilay radio maminao

Ireo fandaharana

  • Ambarao aminy fa tia azy aho
  • Delivrance sur antenne Fiainam-pinoana
  • Ho aiza ianao rahalahy
  • Source de vie
  • Tano mafy
  • Tanora sy ny fitiavana
  • Teny fiainana
  • Tokantrano feno fiadanana
Fifandraisana
Lot VT9 Ankaditapaka HV France
All comments