Safidy

Radio RVS


90.6 FM
Ny momba ahy
Ny Radio Voix de la Sagesse izay azo henoina ao amin'ny maridrefy 90.6 FM dia onjam-peo mivohy ny finoana Silamo. Maro ireo fandaharana azo arahina ao amin'ny fiteny malagasy, frantsay ary Gujarati.

Teny faneva

Radio Voix de la Sagesse

Ireo fandaharana

  • Tafsir
  • Sport
  • Riba Malagasy
  • Toknolojia
  • Mahavariana
  • Dinidinika

Ireo DJ

  • Maulana Kumail Mehdavi
Fifandraisana
Lot III D 36 Ter Antohomadinika - Antaniavo , 101 Antananarivo , Madagasikara
All comments