Safidy
Ny momba ahy
Ny radio Fahazavana izay azonao henoina ao amin'ny maridrefy 88.6 FM dia onjam-peo manampy amin'ny fiseraserana amin'ny Fiangonana Protestante eto Madagasikara. Maro ireo karazana fandaharana ara-pilazantsara mandeha ao amin'ny onjam-peo.

Teny faneva

Ho fampandrosoana ny olona rehetra sy ny olona manontolo.

Fifandraisana
Foibe FJKM Analakely , Rihana faha-enina , Escalier RANAVALONA I , ANALAKELYAntananarivo 101 , Madagasikara
All comments